Traditionnellement, L'ARENDRINA est célèbrée la veille de la fête nationale. Nous avons ainsi distribué à chaque enfant soutenu par nos projets un Arendrina (lampion) pour que chacun puisse fêter l'événement dans la joie et avec le sourire... Et puis, nous avons aussi pris le temps de nous amuser, car oui, on peut dire que l'école est maintenant finie.
Tsy diso anjara ny ankizintsika tamin'ity arendrina indray mitoraka ity. Na eo aza ny fahasahiranana lalina mianjady dia anaty tsikitsiky sy korana no iatrehana izao vanim-potoan'ny asaramanitra izao... Nisy ihany koa ireo kilalao mahafinaritra samihafa nandraisan'ny rehetra anjara, ary tena somebika sy faly havanja avokoa na ny kely na ny lehibe... Fa ny tena lesona iray azo notsoahina dia rehefa mikiry sy mifofotra, na vitsika aza maharesy ny saka, ny voromahery, ny ankoay, ary indrindra ny liona... Soàva aby rankizy malala