« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
Tetezana Mada et Tetezana Onlus
Publié le jeudi 05 janvier 2023
« Projet "Relèvement post covid19" avec MAIS ONLUS »

Le projet appelé "relèvement post covid" en collaboration avec MAIS ONLUS Italie et CND Madagascar, sur financement du programme "otto per mille - Chiesa Valdese Italia" est réalisé dans deux villages différents dénommés Sahamavo et Sahavondronina, à Fianarantsoa. L'objectif du projet est de donner à la communauté locale le moyen de se reconstruire après les conséquences néfastes de la pandémie de la Covid19. Ce faisant, en soutenant l'agriculture pour une autosuffisance alimentaire et source de revenus financiers. Plusieurs étapes ont déjà été réalisées, dont entre autres la distribution de semences et de matériels agricoles, ainsi que les formations appropriées et le suivi-évaluation. Lors des visites sur terrain effectuées les 29 et 30 novembre 2022 respectivement à Sahamavo et Sahavondronina par le bénévole au service de MAIS ONLUS, ainsi que deux membres de l’association TETEZANA, accompagnés par le Directeur et les étudiants en première année de l’université ISSD Fianarantsoa, on a procédé à l’étape sur la formation à propos de la valorisation culinaire. Le Directeur de l'Université ISSD, M. ANDRIAMALALA Heritiana, a débuté par la formation théorique ; confortée par Mme RAZAFINIMARO Lora, Cheffe cuisinier renommée de la région, par les séances de pratiques. Les bénéficiaires du projet ont apporté une partie des récoltes sur lesquelles ont été focalisées le volet pratique. Le concept "slow-food" prônant la production et la consommation 100% naturelles a été particulièrement soulevé. Pour sa part, TETEZANA a accompli son rôle de pont entre toutes les parties prenantes.

Anatin’ny fiaraha-miasa amin’ny fikambanana MAIS ONLUS Italie sy ny CND Madagasikara ary famatsiam-bola avy amin’ny fandaharan’asa “otto per mille – Chiesa Valdese Italia” ny tetikasa antsoina hoe “relèvement post covid” tanterahina ao amin’ny tanàna kely roa samihafa atao hoe Sahamavo sy Sahavondronina, ao Fianarantsoa. Fanarenana ny fiainan'ireo Fokonolona amin'ny alalan'ny fanohanana ny asa fambolena mba hahavita tena ara-tsakafo sy ho fidiram-bola ny tanjon’ny tetikasa. Dingana maro no efa vita, toy ny famatsiana masom-boly sy fitaovana samihafa ary indrindra ny fampiofanana manokana mikasika ny fambolena sy ny fanaraha-maso mifanaraka amin’izany. Nandritra ny fitsidihana natao niaraka tamin’ny iraky ny fikambanana MAIS ONLUS, ny solon-tenan’ny fikambanana TETEZANA, ary ny Tale sy ireo mpianatra ao amin’ny taona voalohany eo anivon’ny oniversité ISSD Fianarantsoa ny 29 sy 30 novambra 2022 kosa dia fiofanana mahakasika ny fanomezan-danja ara-pandrahoana no natao. Samy nitondra sombiny tamin’ireo vokatry ny tany ny mpisitraka ny tetikasa. Andriamatoa ANDRIAMALALA Heritiana, izay Talen’ny Oniversité ISSD no nitarika ny fanofanana teorika. Namafisin-dramatoa RAZAFINIMARO Lora izay manana traikefa manokana eo amin’ny sehatry ny fikarakarana sakafo izany, ary narahana pratika avy hatrany. Novoizina sy namafisina hatrany ny fotokevitra “slow-food” izay mivoy ny famokarana sy fihinanana sakafo natoraly 100%. Ny TETEZANA kosa, dia nijoro hatrany nampita sy niampitana, nampifandray sy nanelanelana...



2013-2022 | Lova