« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
Tetezana Mada et Tetezana Onlus
Publié le mardi 22 novembre 2022
« Ponte tra Italia e Madagascar »

Rencontre entre les bénévoles italiens, Sandro Orlandi, Rodolfo Cortellini et Giovanni Titonni avec le Dr Franchi Michele, Consul Honoraire d'Italie à Antananarivo. C'est juste merveilleux et encourageant de voir combien ces italiens se mobilisent pour Madagascar, pour la communauté malagasy. Ils se sont échangés sur les actuels que les futurs projets potentiels pour à Ambalanjanakomby Maevatanàna, Fianarantsoa et Moramanga. Pour sa part, Monsieur le Consul a été ravi de les inviter à visiter le projet agricole à Bevalala auquel il participe actuellement. La délégation italienne a été accompagnée par le zoky raiamandreny Suzelin Ratohiarijaona, ex- chargée d'affaires auprès de l'ambassade de Madagascar à Rome, qui a déjà collaborer avec eux dans plusieurs domaines.

Fihaonan'ny delegasiona italiana tamin'ny Dr Franchi Michele, Consul Honoraire d'Italie eto Antananarivo. Mandona ny fo ary mampahery sy mahavelom-panantenana hatrany hoe ny samy tera-tany italiana no mihaona sy miresaka mahakasika izay azo atao ho fampandrosoana sy fanampiana ny firenentsika. Maromaro ireo tetikasa noresahina, na ireo efa vita na ireo tiana hatomboka, miompana amin'ny fambolena sy fiompiana amin'ny ankapobeny, toy ny any Ambalanjanakomby Maevatanàna, Sahamavo sy Sahavondrona Fianarantsoa ary Moramanga. Noraisin'Andriamatoa Kaonsilin'Italia ho fifaliana moa ny nanasa ireto delegasiona mba hitsidika ny tetikasa fambolena sahaniny ao Bevalala. Nitondra azy ireo nandritra izany moa ny zoky raiamandreny Suzelin Ratohiarijaona, izay efa tompon'andraikitra teo anivon'ny Masoivohon'i Madagasikara ao Roma ary efa niara-niasa tamin'izy ireo hatrany tamin'ny sehatra maro.



2013-2022 | Lova