« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
Tetezana Mada et Tetezana Onlus
Publié le dimanche 07 avril 2024
« Cooperative 4 female empowerment in Madagascar - step 2 - Ambalanjanakomby »

Remise des matériels et outils agricoles en faveur de l’association des paysans regroupés au sein du Consortium Tambatra & Mendrika : 01 motoculteur avec remorque, charrue et herse rotative ; 02 brouettes ; 50 bèches ; 50 soubiques ; 20 arrosoirs ; 10 râteaux ; 10 fourches ; 05 pulvérisateurs. On a aussi remis un échantillon de semences : oignon, tomate, angivy, concombre, courgette, petsay pour commencer. Les semences seront fournies par le projet au cours de la première année, ce qui permettra une autosuffisance à partir de la deuxième année culturale.

Novatsiana fitaovana samihafa ny « Consortium Tambatra & Mendrika ». Tokana ny tanjona : mahazo vokatra tsara dia mivoatra sy mampivoatra ny fiainana isambatan’olona sy isan-tokantrano mankany amin’ny tsaratsara kokoa miafara amin’ny fahaleovan-tena eo amin’ny asa fivelomana. « Motoculteur rotatif » miaraka amin’ireo kojakoja samihafa sy « remorque » iray, borety 2, fitaovana fanondrahana 20, fitaovana famendrahana 5, angady 50, sobika 50, « Fourche » 10, « râteau » 10 no natolotra azy ireo ety am-piandohan’ny tetikasa. Hovatsiana masomboly ihany koa izy ireo mandritra ny taona voalohany ary efa nisy ampahany tamin’izany no natolotra niaraka tamin’ireto fitaovana.



2013-2022 | Lova