Tout le monde au taquet car c'est la période des examens. Encore Merci, Infiniment merci à notre bénévole, Maitresse Anick pour son temps et son dévouement pour les cours de soutien scolaire. Une petite collation est offerte les samedis.
Mafimafy ny ady teto satria tafiditra tanteraka tanatin'ny fiatrehana ny fanadinana tany an-tsekoly avokoa ireo ankizy. Isaorana hatrany "Maitresse Anick" amin'ny fandraisana sy ny fanampiana azy ireo tsirairay amin'ny "cours" Misy hatrany ny tohan'aina kely ifampizarana.