« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
TETEZANA MADA et TETEZANA APS
Publié le samedi 17 mai 2025
« Le projet Soutien Scolaire à Distance »
Réunion de contrôle au centre AKANY MANAOVA SOA IADANANA au mois d’avril 2025. Par rapport au résultat en baisse, on a longuement discuté des causes et des solutions que l’on doit adopter. Ce fut aussi l’occasion de parler de notre projet “Un muro per proteggere chi sogna in grande – Madagascar” dont une cagnotte en ligne est actuellement ouverte sur ideaginger.it
Fivoriana fanaraha-maso notanterahina ny volana aprily 2025. Teto ihany koa no nampahafantarina ny rehetra ny mahakasika ny tetikasa fanamboarana ny tamboho “Un muro per proteggere chi sogna in grande – Madagascar” Ankoatry ny firesahana ireo vokatra azo sy izay mety ho fanatsarana sy ezaka tsy maintsy atao moa mahakasika ny fianaran’ireo ankizy dia fifaliana hatrany ny fihaonana toa izao eto amin’ny Akany Manaova soa Iadanana.


2013-2025 | Lova