« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
Tetezana Mada et Tetezana Onlus
Publié le dimanche 07 avril 2024
« Cooperative 4 female empowerment in Madagascar - step 2 - Ambalanjanakomby »

n protocole d’accord cadrant la collaboration entre Tetezana Mada et la Direction Régionale de l’Agriculture et de l’Elevage – Betsiboka auprès du Ministère de l’Agriculture et de l’Elevage a été signé entre les 2 parties. Tetezana Mada représente officiellement l’association SENIORES ITALIA LAZIO et se charge généralement de la gestion du projet. Pour sa part, la Direction Régionale de l’Agriculture et de l’Elevage – Betsiboka s’occupe des aspects techniques du projet dont notamment l’encadrement de l’association bénéficiaire, les diverses formations, la surveillance des travaux de construction du magasin de stockage.

Misy ny fifanaraham-piarahamiasa vita sonia eo amin’ny Tetezana Mada sy ny Fitaleavam-paritry ny Fambolena sy Fiompiana – Betsiboka eo anivon’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana. Ny Tetezana Mada no misolo tena mivantana eto Madagasikara ny fikambanana SENIORES ITALIA LAZIO ary mandrindra ny tetikasa amin’ny ankapobeny. Ny Fitaleavam-paritry ny Fambolena sy Fiompiana – Betsiboka eo anivon’ny Ministeran’ny Fambolena sy Fiompiana kosa no misahana ny lafiny teknika rehetra toy ny fampiofanana samihafa, fanaraha-maso ny asa fanorenana ny mangazay fitahirizam-bokatra sy fitaovana sns.



2013-2022 | Lova