Réunion de contrôle habituelle organisée le samedi 24 juin 2023 : - on attend encore de recevoir tous les résultats mais on peut dire que l'année scolaire 2022/2023 c'est bien passée - on a encouragé ceux qui vont passer les examens officiels. Nos pensées spéciales à tous ceux qui vont passer l'examen du BEPC cette semaine ❤️ -Mme la Présidente a fait un petit rapport sur son voyage en Italie et en France (c'était amusant de voir les photos et vidéos
Fivoriana fanaraha-maso notanterahina ny sabotsy 24 jona 2023 : - niresahana momba ny "bulletins" : tsara ny vokatra azo hatreto amin'ny ankapobeny - nankaherezana sy nanomezana toromarika ireo rehetra hiatrika fanadinana ofisialy rehetra. Tsaroana manokana eto anio ireo mpiadina BEPC rehetra ❤️ - nizaran-dramatoa Filoha ny akon'ny diany tany Italia sy Frantsa ny volana mey lasa teo - nizarana ireo fitafiana samihafa, voandalana avy any Italia iatrehana ny ririnina, ary isaorana manokana ny Anna et David Transport