« Basta poco per fare tanto »

EN PARTENARIAT AVEC

Accueil
Le mot du Président
Tetezana Mada et Tetezana Onlus
Publié le lundi 22 janvier 2024
« Le projet Soutien Scolaire A Distance »

Les cours de soutien scolaire continuent. On double les efforts pour ce deuxième trimestre qui est le plus dur. Quoique on prend toujours le temps de s'amuser car c'est aussi important. Puis, le samedi, il y a la collation et le grand ménage. Un petit tchin tchin pour s'échanger les vœux de bonne année.

Mitohy hatrany ny fandraisana ireo ankizy misitraka ny "cours de soutien scolaire". Anatin'ny telovolana faharoa izay sarotra indrindra isika izao koa miezaka hatrany izahay manampy sy manara-maso ny fivoatr'ireto ankizy. Tsy adino ny milalao sy misakafo ary manadio. Nomarihina tamin'ny dom-bera tsotra ny fifampiarahabana sy fifampirarian-tsoa noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2024.



2013-2022 | Lova