Ginger crowdfunding a transféré les fonds collectés en ligne lors de la cagnotte organisée du 9 mai au 29 juin 2025. Ainsi, l’exécution du projet a pu commencer. La signature du contrat avec l’entreprise ROJO qui a été sélectionnée pour réaliser les travaux s’est déroulée au centre « AKANY MANAOVA SOA IADANANA » à Alasora le mercredi 20 juillet 2025. L’entreprise ROJO a reçu l’ordre de service de commencer les travaux à compter du 1er septembre 2025. Ils ont ainsi procédé à l’installation du chantier et à l’approvisionnement des divers matériaux. Puis, on a commencé la démolition du mur existant et on a débuté réellement les travaux qui vont durer trois mois.
Un grand merci à Commune Rurale Alasora Ofisialy d’avoir bien voulu délivrer gratuitement le permis de construire en guise de participation citoyenne.
Tonga soa aman-tsara ny vola nalefan’ny «Ginger crowdfunding» ka afaka nanomboka ny fanatanterahana ny tetikasa isika. Ny alarobia 20 jolay 2025 lasa teo no vita sonia ny fifanarahan-kasa tamin’ny ENTREPRISE ROJO izay voasafidy hanatanteraka ny asa rehetra. Ny 1 septambra 2025 moa no daty ofisialy nomena azy ireo hanombohany ny asa ary nikatroka avy hatrany izy ireo. Natomboka tamin’ny fampidirana ireo entana sy fitaovana ary akora samihafa moa izany, ary nitohy tamin’ny fandrodanana ny ambin’ny tamboho efa ratsy. Telo volana eo ny faharetan’ny asa izay hezahina hozaraina mian-dalana eto hatrany.
Isaorana manokana ny Commune Rurale Alasora izay manohana sy manampy hatrany ary nanome maimaim-poana ny taratasy fahazoan-dàlana hanao ny asa taorian’ny fitsirihana nataony.